|
|
|
|

Entry1  soloana
Root  2  solo
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Ovana hafa: Soloy ity penina ity fa mandrangotra [1.1]
Explanations in English  5  to be replaced [1.7]
Explanations in French  6  qu'on remplace [1.3#623, 1.8]
Examples  7  Nefa azo soloana izy ireo. [2.270#113]
8  Ny amin' ny kamboty, angaha, azo soloana. [2.270#21]
9  Tsotra daholo moa ny olona, ka soloana hira hafa ilay voatonona teo. [2.356#18]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Proverbs  14  Proverbs containing the word soloana

Anagrams  15  solanao, soloana

Updated on 2023/01/20