|
|
|
|

Entry1  soloana
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Ovana hafa: Soloy ity penina ity fa mandrangotra
Explanations in English  4  [1.7] to be replaced
Explanations in French  5  [1.3#623, 1.8] qu'on remplace
Examples  6  [2.270#113] Nefa azo soloana izy ireo.
7  [2.270#21] Ny amin' ny kamboty, angaha, azo soloana.
8  [2.356#18] Tsotra daholo moa ny olona, ka soloana hira hafa ilay voatonona teo.
Root  9  solo
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Proverbs  14  Proverbs containing the word soloana

Anagrams  15  solanao, soloana

Updated on 2025/01/21