Entry | 1 solohoto |
Elementary words | 2 solo, hoto |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Vovoka fotsifotsy ampiarahina amin' ny firaka haninginana ny vifotsy: Ny anareo angaha fitia mifaham-bola... Fa ny anay solohoto amim-piraka ka may miara-mirendrika. (Tselatra) [1.1] 5 ranoka avy amin'ny hodikazo [1.13] |
Explanations in French |
6 résine [1.13] 7 (de solo, dans le sens de : compensation ; et hoto : mis en pièce. Sorte de résine qu'on emploie pour souder ensemble les morceaux d'un objet cassé, sceller, etc. [Merina] [1.196] |
Vocabulary |
8 Botany: (in general) |
Compound words |
|
Updated on 2023/09/08 |