Entry (1/5) | 1 hoto |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
7 Fandroahana biby sasantsasany, toy ny alika, ny akoho amam-borona. [1.1] |
Entry (2/5) | 8 hoto |
Part of speech | 9 adjective |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
11 Potipotika, rotidrotika: Nataon' ny saka hoto ny akanjokelin-janako 12 Rovidrovitra, voarotika: Hoto ny tarehin' ilay kely fa tsy niantran' ilay lehibe mihitsy, hono [1.1] |
Synonyms | 13 hotohoto |
Entry (3/5) | 14 hoto |
Part of speech | 15 noun |
Explanations in Malagasy |
16 Vorovoro-drongony, izay atao koa hoe renibendrongony ary ampiasaina indrindra ho fanentsenana loaka na vaky: Manentsin-tsambo amin' ny hoto [1.1] |
Entry (4/5) | 17 hoto |
Part of speech | 18 noun |
Explanations in Malagasy |
19 fahasimbana 20 fanasaratsarahana ho singa miavaka [1.13] |
Explanations in French |
21 décomposition [1.13] |
Compound words |
|
Entry (5/5) | 23 hoto |
Part of speech | 24 noun |
Explanations in French |
25 au sens propre : rebut des fibres après le dévidage, bourre [Merina]
[1.196] 26 Nom appliqué aussi à l'étoupe, à la bourre des armes à feu. [Betsileo] |
Anagrams | 27 hoto, toho |
Updated on 2024/08/01 |