|
|
|
|

Entry (1/3)1  hotohoto
Root  2  hoto
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Potipotika, rotidrotika: Nataon' ny saka hotohoto ny akanjokelin-janako
Rovidrovitra, voarotika: Hotohoto ny tarehin' ilay kely fa tsy niantran' ilay lehibe mihitsy, hono
Examples  5  Trano fito amin' ny folo no indray hotohoto niaraka tamin' ny an-dry Zaka iny alina iny, saingy ny sisa afa-namonjy ny hareny. [2.5#99]
Derivatives 
6  Active verbs :
7  Passive verbs :
8  Relative verbs :
9  Names :
10  Adjectives :
Synonyms  11  hoto

Entry (2/3)12  hotohoto
Part of speech  13  noun
Explanations in Malagasy  14  [1.78] [Bara] korontana amin'ny tany sy fanjakana

Entry (3/3)15  hôtohôto
Part of speech  16  noun
Explanations in Malagasy  17  [1.78] [Betsimisaraka] poti-drofia madinika sisan'ny natohin'ny mpanenona

Anagrams  18 

Updated on 2025/01/21