|
|
|
|

Entry1  solombavambahoaka
Elementary words  2  solombava, vahoaka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Olona fidin' ny vahoaka hisolo azy na hitondra ny teniny ao amin' ny Antenimieram-pirenena
Explanations in English  5  [1.7] a deputy, a member of parliament
Explanations in French  6  [1.8] député, membre de l'Assemblée Nationale
7  [1.5] député
Examples  8  Niaraka tamin' izany, natao ny fifidianana solombavam-bahoaka teto Madagasikara. [2.472]
Vocabulary  9  Politique

Updated on 2024/12/07