|
|
|
|

Entry1  solombavambahoaka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Olona fidin' ny vahoaka hisolo azy na hitondra ny teniny ao amin' ny Antenimieram-pirenena
Explanations in English  4  [1.7] a deputy, a member of parliament
Explanations in French  5  [1.8] député, membre de l'Assemblée Nationale
6  [1.5] député
Examples  7  [2.472] Niaraka tamin' izany, natao ny fifidianana solombavam-bahoaka teto Madagasikara.
Vocabulary  8  Politique
Elementary words  9  solombava, vahoaka

Updated on 2024/12/07