Entry | somaingisaingy (saingisaingy) | |
Part of speech | adjective | |
Explanations in Malagasy | Menamenatra, matahotahotra, miroahana; sanganehana tsy mahita izay hatao:
Somaingisaingy teo Ibolita nahita ny namany rehetra afaka tamin' ny fanadinana [1.1] | |
Explanations in French | Timide, embarassé, qui est en suspens, entre deux [1.3] | |
Updated on 2020/07/31 |