|
|
|
|

Entry1  somaritaka
Root  2  saritaka
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  Mifanjevo maimaika noho ny raharaha mifanosontsosona sy maro; miparitaka tampoka noho ny hatairana: Somaritaka daholo ny mpianatra fa hoe misy mpangala-jaza miafina endrika, hono [1.1]
Derivatives 
5  Active verbs :

Anagrams  6  akamositra, somaritaka

Updated on 2020/07/31