|
|
|
|

Entry1  somary
Part of speech  2  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mody, tsy dia tena: Somary nisafosafo saoka izy tamin' izay
Manopy: Somary vony
Saika... kely: Somary adalaizay ny rainy.
Atsimo somary atsinanana: atsimo lasa miantsinanana kely
Explanations in English  4  [1.7] sort of, somewhat like
Explanations in French  5  [1.8] en quelque sorte, un peu comme si
Examples  6  [2.324] --Mahafinaritra ity izy, hoy ny famaliny ny tenin-dRandrianaivo, ny feony somary mavesabesatra sy mivelabelatra.
7  [2.470] somary naka hery Rainitoandro ka nampakatra ny feony.
8  [2.471] Hoy aho somary nihomehy.
9  [2.472] Ny fihetsiny ao an-trano koa toa somary terena, somary henjana.
Root  10  sary
Compound words 

Anagrams  12  masiro, misaro-, misaro, mosary, somary

Updated on 2025/04/14