|
|
|
|

Entry1  someby
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Miseho ho be raharaha, ary manketsy mankeroa; mifamoivoy eo amin' ny toerana iray izay anomanana raharaha na lanonan-dehibe: Someby amin' ny asa ny olona rehetra fa tonga ny lohataona [1.1]
Synonyms  4  somebiseby
Analogs  5  miheninkenina

Anagrams  6  someby, somibe

Updated on 2020/07/31