Entry | 1 somebiseby |
Root | 2 sebiseby |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Miseho ho be raharaha, ary manketsy mankeroa; mifamoivoy eo amin' ny toerana iray izay anomanana raharaha na lanonan-dehibe: Somebiseby amin' ny asa ny olona rehetra fa tonga ny lohataona 5 miheninkenina [1.1] |
Explanations in French |
6 Joyeux, empressé, affairé, en mouvement, préoccupé: Tonga ny lohataona, somebiseby amin-dahasa ny ambanilanitra (Le peuple est Joyeusement empressé pour le travail, parce que le printemps est arrivé) [1.3#626] |
Examples |
7 Somebiseby erý Fatakamana. [2.499] 8 Ny omaly mampisento, ny ampitso mampiteby, Ka hany sisa hery miseho somebiseby! [1.252] 9 Somebiseby sy tsembo-dratsy ery, manasa vilany sy mamelona afo, andrao tratra aoriana ka tsy maharaka ilay Didy. [2.436] |
Derivatives |
|
Synonyms | 12 someby |
Updated on 2023/03/02 |