|
|
|
|

Entry1  somisika
Root  2  sisika
Part of speech  3  noun or adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Hazo na tsilo tafiditra ao anaty: Misy somisika amin' ny fanondroko havia
Misy hazo na tsilo tafiditra ao anaty hoho: Somisika ny fanondroko havia
5  [1.13] sila-java-maranitra tafiditra anatin'ny hoditra
Explanations in French  6  [1.13] écharde
Examples  7  Raha nidiran' ny somisika ny tanana na nisy rantsana iray toro, eny am-pandehanana ihany no manatsoaka ilay somika na mitsentsitra ilay voatoro. [2.472]
Proverbs  8  Proverbs containing the word somisika

Updated on 2024/12/07