Entry | 1 somisika |
Part of speech | 2 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Hazo na tsilo tafiditra ao anaty: Misy somisika amin' ny fanondroko havia Misy hazo na tsilo tafiditra ao anaty hoho: Somisika ny fanondroko havia 4 [1.13] sila-java-maranitra tafiditra anatin'ny hoditra |
Explanations in French |
5 [1.13] écharde |
Examples |
6 [2.472] Raha nidiran' ny somisika ny tanana na nisy rantsana iray toro, eny am-pandehanana ihany no manatsoaka ilay somika na mitsentsitra ilay voatoro. |
Root | 7 sisika |
Proverbs | 8 Proverbs containing the word somisika |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |