|
|
|
|

Entry1  somizo
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Enti-milaza lamba natao tamin' ny kofehy landihazo tahaka ny soga ihany, saingy madinika tsara tenona kokoa [1.1]
Explanations in French  4  calicot [1.3]
Examples  5  izay aza somizo ny tapany, soga ny tapany. [2.285#]
6  Fehe-zina lambarano sy somizo ny mozikany sy ny amponga. [1.437#]
7  Tsy nanaiky izy raha tsy somizo faharoa avy no karamany. [2.649#]
Vocabulary  8  Economy: clothing
Other spellings  9  somizy
Proverbs  10  Proverbs containing the word somizo

Anagrams  11  osmôzy, somizo

Updated on 2021/10/13