Entry | 1 somizy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [0] jereo soMIzo |
Examples |
4 Dia nanome lamba somizy faha telo refy izahay. [2.59#] 5 Ny lamba dia somizy fahatelo na sasa-pahafito; [1.437#] 6 Koa dia tandremo tsara fa ny folo isan-jato tsy miova, fa na dia samy somizy mitovy refy aza misy tsara sy ratsy, ka tsy mitovy ny vidiny, fa misy be vidy ary misy kely vidy; [2.366#] |
Updated on 2024/12/07 |