Entry |
sompa > sompatra
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Ratsy fanahy, faly ny manao izay hahavoa ny sasany, hanimba ny zavatry ny sasany; mihetraketraka:
Sompatra koa itony andro: fety sy lanonana vao avy ny orana!
[1.1]
|
Explanations in English | Malicious, doing wanton damage [1.7]
|
Explanations in French | Malicieux, qui fait le mal exprès [1.8]
|
Examples | Eny," hoy izy roa lahy, 'liamindra-fo hiany izahay, fa tsy ho sompatra;
[2.293]
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Proverbs |
|
Entry |
sompa > sompatra
|
Part of speech | noun
|
Explanations in French | Nom donné aux plantes qu'on pense utilisées par les sorciers pour des maléfices. Ce sont surtout : [Sakalava]
Astrotrichilia sp. (Meliaceae). Réf. Service Forestier 10216.
[Tanala]
Probablement un Dichaetanthera (Melastomaceae).
Arbuste à très jolies fleurs, mais de mauvaise réputation. [1.196]
|
Scientific name | Astrotrichilia sp. |
Vocabulary |
|