|
|
|
|

Entry (1/4)1  sondry
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Sotrokely nampisotroana tangena ny olona, nampinomina taloha

Entry (2/4)4  sondry
Part of speech  5  adjective
Explanations in Malagasy  6  [1.1] Ilazana olona izay fohy ny orony sy ny tarehiny; olona petaka orona sy iva loha

Entry (3/4)7  sondry
Part of speech  8  noun
Explanations in Malagasy  9  [1.78] [Taisaka] tranovorona, vatampaty (faty lena)

Entry (4/4)10  sondry
Part of speech  11  noun
Explanations in French  12  [1.13] cône
Vocabulary  13  Mathematics: geometry
Synonyms  14  kitsoloha
Compound words 

Anagrams  16 

Updated on 2025/01/21