|
|
|
|

Entry1  songomby
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Religions, Beliefs
Explanations in Malagasy  4  Anaram-biby vaventy, izay lazain' ny olona sasany fa mifandraidraika amin' ny soavaly, nefa koa itompoan' ny sasany fa tsy misy akory fa atao fampitahorana ny zaza mitomany amin' ny alina mba hampangina azy fotsiny [1.1]
Explanations in French  5  animal fabuleux ressemblant à un cheval sauvage [2.415, 1.54]
6  Se disait des audacieux [2.415]
Proverbs  7  Proverbs containing the word songomby

Updated on 2020/07/31