|
|
|
|

Entry1  sorohitra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Voronkely vasobaso-bolo fahita eny an-tsaha rehetra eny, saingy tsy mianika eny ambony hazo (halavany eo amin' ny 15-20 sm). Mazàna ny sorohitra no mitsindrotsindroka eny amin' ny arabe eny manidintsidina eo alohan' ny mpandeha ohatra ny mitaridalana azy [1.1]
Explanations in French  4  alouette [1.54]
Examples  5  Fantatr' I Lidy ny hamangan' ny rivotra eny aminy, ny vohitra sy ny lohasaha manoloana ny tanànany, ny vahilava sy ny tamboho manodidina, ny hitsin-dalana rehetra fitsoriahan' ny sorohitra sy ny bibilava, ny toerana fiandrasana omby sy ny fandrorisana ahitra... [2.470]
Vocabulary  6  Zoology: birds
Synonyms  7  iboria
Compound words 
Proverbs  10  Proverbs containing the word sorohitra

Anagrams  11  hasoritro, hisarotro, sorohitra

Updated on 2020/07/31