Entry | 1 taingenana |
Root | 2 taingina |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Ipetrahana eo ambony: Aza taingenana io vato io fa mikodia 5 Omena amboniny: Notaingenako efajato avy hatrany ilay boky natao lavanty, ka tsy nisy nahateny ny olona [1.1] |
Explanations in English |
6 to be mounted or straddled [1.7] |
Explanations in French |
7 qu'on monte, sur quoi on monte à califourchon [1.8] |
Examples |
8 Tsy antontam-bozaka maina anefa eny an-dohany, tsy horompotsy avy norotana mivangongo eo akaikiny, -- fa ondrivavy iray vaventibe no ifandimbiasan' izy roalahy taingenana. [2.470] |
Morphology |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word taingenana |
Anagrams | 14 taingenana, tangenanay |
Updated on 2023/01/20 |