|
|
|
|

Entry1  taingenana
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Ipetrahana eo ambony: Aza taingenana io vato io fa mikodia
Omena amboniny: Notaingenako efajato avy hatrany ilay boky natao lavanty, ka tsy nisy nahateny ny olona
Explanations in English  4  [1.7] to be mounted or straddled
Explanations in French  5  [1.8] qu'on monte, sur quoi on monte à califourchon
Examples  6  [2.470] Tsy antontam-bozaka maina anefa eny an-dohany, tsy horompotsy avy norotana mivangongo eo akaikiny, -- fa ondrivavy iray vaventibe no ifandimbiasan' izy roalahy taingenana.
Root  7  taingina
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Proverbs  12  Proverbs containing the word taingenana

Anagrams  13  taingenana, tangenanay

Updated on 2025/01/21