Entry (1/2) | 1 takaitra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Kilema ara-batana hatrany an-kibon-dreny na azo tamin' ny voina na aretina nahavoa, ka tsy mety hafenina intsony: Tany an' ady no nahazoan-dRabe an' io takaitra io Fahasimbana, tsiny, kilema: Misy takaitra kely lahy ity lovia porosolaina ity. 4 [1.13] kilema |
Explanations in English |
5 [1.7] a defect, a physical handicap |
Explanations in French |
6 [1.8] défaut, tare 7 [1.3] un défaut, une avarie, un mal, une dette 8 [1.13] infirmité |
Examples |
9 takaitra miteraka takaitra hafa ary maro karazana. [2.472#49] 10 Ny havan-draiko anankiray nitondra takaitra mandra-pahafatiny tamin' izany. [2.643#34] |
Other spellings | 11 taketra |
Compound words |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word takaitra |
Entry (2/2) | 14 takaitra |
Part of speech | 15 noun |
Explanations in French |
16 [1.196] probablement mis pour takahitra : « plante ». D'après le dictionnaire de Richardson. Vient de ahitra, nom générique des plantes herbaceae. Ne nous paraît pas désigner une espèce précise. |
Vocabulary |
17 Botany |
Anagrams | 18 |
Updated on 2025/01/21 |