|
|
|
|

Entry (1/2)1  takasy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Teny hebreo ity, ary toa anaran' ny biby anankiray, izay natao saron' ny Tabernakely ambony indrindra ny hodiny (Eks. 26. 14 ; 36. 19, ets). Tsy fantatra marina izay biby voalazan' izany teny hoe takasy izany ; nefa araka ny hevitry ny maro, dia biby an-dranomasina izy, karazan'ny lambon-drano (marsouin, na dauphin), dia biby izay hita ao amin'ny Ranomasina Mena. Mateza dia mateza ny hodiny, ary fanao kiraro mandraka ankehitriny izany (Ezek. 16.10) [1.38]
Examples  4  Dia hovelarany lamba jaky eo amboniny izy, ka hosaronany amin' ny sarona hodi-takasy izany; [2.996#04.004.008]
Vocabulary  5  Zoology: mammals

Entry (2/2)6  takasy
Part of speech  7  noun
Explanations in French  8  (de hasy : pouvoir mystérieux attribué aux plantes de guérir ). Embelia madagascariensis A.DC. (Primulaceae). Nom relevé par les forestiers d'Analamazaotra. [Bezanozano] [1.196]
Vocabulary  9  Botany
Scientific name 

Anagrams  11  atsiak, atsika, itsaka, takasy, taksia, tsaika, tsiaka

Updated on 2020/07/31