Entry (1/2) | 1 takila |
Root | 2 ila |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Toetran' ny zavatra nahafahana ny ilany [1.1] |
Explanations in English |
5 with one good side [1.7] |
Explanations in French |
6 dont il ne reste qu'un côté, dont un côté a été déchiré [1.3] |
Derivatives |
|
Entry (2/2) | 12 takila |
Root | 13 ila |
Part of speech | 14 noun |
Explanations in Malagasy |
15 Ilany, sombiny; ny lafiny ambadika sy ambadika amin' ny ravin-taratasy na takelaky ny boky: Ny boky dimampolo takelaka dia misy takila zato ~ Jereo ao amin' ny takila fahatelo amby enimpolo [1.1] |
Explanations in English |
16 a page in a book [1.7] |
Explanations in French |
17 page d'un livre; côté [1.8] |
Compound words |
|
Anagrams | 19 kalita, takila, talaky |
Updated on 2020/07/31 |