Entry | 1 takoditra |
Root | 2 hoditra |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Ireo zavamaniry mamody, toy ny ovy, andrahoina miaraka amin' ny hodiny; ny voanjobory na ny voanjombazaha andrahoina aman-kodiny fa tsy voasana aloha. |
Explanations in French |
5 [1.3] tubercule qu'on fait cuire avec la peau 6 [1.196] (de hoditra : écorce, épluchure). Nom des tubercules qu'on fait cuire avec leur peau. |
Vocabulary |
7 Economy: food |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Anagrams | 15 |
Updated on 2025/01/21 |