Entry | 1 takonana |
Root | 2 takona |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Sakanan-javatra ny fahitana azy: Takonan' ny rahona ny volana 5 Enti-milaza ny olona sakananjavatra ka tsy mahita: Notakonany aho ka sorena fa tsy nisy na inona na inona hitako tamin' ilay fampisehoana [1.1] 6 manjavona, maizina [1.13] |
Explanations in English |
7 to be concealed, to be shadowed [1.2, 1.7] |
Explanations in French |
8 qu'on cache; qu'on ombrage [1.8] 9 éclipse [1.13] |
Examples |
10 Nitondra takonana emboka fito izy. [2.245#] 11 Fa samy hitany avokoa na ny natao an-karihary na ny nafenina tany an-takonana. [1.317#] |
Morphology |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word takonana |
Anagrams | 17 an-takona, natokana, takonana, tonanaka |
Updated on 2023/06/03 |