Entry | 1 takonana |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Sakanan-javatra ny fahitana azy: Takonan' ny rahona ny volana Enti-milaza ny olona sakananjavatra ka tsy mahita: Notakonany aho ka sorena fa tsy nisy na inona na inona hitako tamin' ilay fampisehoana 4 [1.13] manjavona, maizina |
Explanations in English |
5 [1.2, 1.7] to be concealed, to be shadowed |
Explanations in French |
6 [1.8] qu'on cache; qu'on ombrage 7 [1.13] éclipse |
Examples |
8 [2.245#] Nitondra takonana emboka fito izy. 9 [1.317#] Fa samy hitany avokoa na ny natao an-karihary na ny nafenina tany an-takonana. |
Root | 10 takona |
Morphology |
|
Proverbs | 15 Proverbs containing the word takonana |
Anagrams | 16 an-takona, nakatona, nakotana, nanatoka, nankatoa, natakona, natanako, natokana, natonaka, takonana, tananako, tonanaka |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |