|
|
|
|

Entry1  takontakona
Part of speech  2  adjective
Explanations in French  3  [1.20#29] un peu caché
Examples  4  [2.445#] Ilay rano takontakona fahiny dia niseho.
5  [2.357#] Dia niverina izy ka nitady toerana takontakona, ary niandry izay fotoana hahazoany manatona kely an-dRamagozy.
6  [2.471#] Ary fantatro moa fa ny basy amidy arivo eny amin' ny varotra mazava dia havotana roa na telo arivo aty amin' ny takontakona?
Root  7  takona
Derivatives 
8  Passive verbs :

Anagrams  9  katonkatona, kotankotana, takontakona, tokantokana

Updated on 2025/01/21