Entry (1/2) | 1 tamberina |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Entina milaza ny olona mandeha, dia miverina; ny lasa kely dia tonga indray Entina milaza koa ny mihodinkodina eo an-toerana ihany, na ny fivezivezena mandroso dia misangodina eo amin' izay nialana. |
Explanations in French |
4 [1.3#657] action d'aller et venir, de tourner et de retourner, de rĂ´der |
Root | 5 verina |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Titles |
Entry (2/2) | 14 tamberina |
Part of speech | 15 noun |
Explanations in French |
16 [1.13] rendement |
Root | 17 verina |
Compound words |
|
Anagrams | 20 atamberin, natamberi, tamberina |
Updated on 2025/03/30 |
![]() |