Entry | 1 tampody |
Root | 2 fody |
Part of speech | 3 noun |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
9 fiverenana androtry ny niala ihany [Taisaka]
[1.78] 10 Teny ilazana ny fiverenana amin' ny toerana nialana ny androtr' iny ihany 11 Fomba fanjairana mandroso sy miverina toy izao: atsofoka eo aorian' ny nivoahany ny fanjaitra, dia avoaka indray kosa eo alohan' ny nivoahany, ary dia toy izany hatrany [1.1] |
Explanations in English |
12 the act of setting out and coming back the same day [1.7] |
Explanations in French |
13 action de partir et revenir le même jour [1.8] |
Compound words |
|
Updated on 2020/07/31 |