|
|
|
|

Entry1  tampody
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Taisaka] fiverenana androtry ny niala ihany
4  [1.1] Teny ilazana ny fiverenana amin' ny toerana nialana ny androtr' iny ihany
Fomba fanjairana mandroso sy miverina toy izao: atsofoka eo aorian' ny nivoahany ny fanjaitra, dia avoaka indray kosa eo alohan' ny nivoahany, ary dia toy izany hatrany
Explanations in English  5  [1.7] the act of setting out and coming back the same day
Explanations in French  6  [1.8] action de partir et revenir le même jour
Root  7  fody
Derivatives 
8  Active verbs :
9  Passive verbs :
10  Relative verbs :
11  Names :
12  Adjectives :
Compound words 

Anagrams  15  tampodi, tampody

Updated on 2025/03/30