Entry | 1 tampohana |
Root | 2 tampoka |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Ampiana rano: Nahoana no notampohanao rano ity ronono ity? [1.1] |
Explanations in French |
5 Eau chaude, vin, rhum, auquel on met de l'eau: Notampohan' ny mpivarotra rano ity ronono ity (Le marchand a ajouté de l'eau à ce lait) [1.3] |
Morphology |
|
Analogs | 10 tampohina |
Anagrams | 11 hanatampo, hatampona, tampohana |
Updated on 2023/01/20 |