Entry (1/2) | 1 tampoka |
Part of speech | 2 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Tsy nampoizina: Tonga tampoka Rakoto Vetivety foana: Tampoka foana tao, avy ny orana, ka kotsa izahay rehetra |
Explanations in English |
4 [1.7] suddenly |
Explanations in French |
5 [1.3] soudain, tout-à-coup, à l'improviste 6 [1.8] subitement |
Examples |
7 Tafarina tampoka izy, ka nanontany an-dRenilezo. [2.324] 8 Hadinoko tampoka teo ohatra ny tsy nisy ry Soa mbamin-dry Ketaka mpiaraka amiko ao an-tanàna. [2.4] 9 Tafatsangana tampoka izy. [2.470] 10 Hoy i Lanto maotina tampoka. [2.471] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 18 tampoka |
Part of speech | 19 noun |
Explanations in Malagasy |
20 [1.1] Fanampiana rano mangatsiaka ny rano mafana mba hampangatsiatsiaka azy, na hanatsatsoana fisotro mahery amin' ny fanampiana rano azy |
Explanations in French |
21 [1.5] action d'étendre, de couper avec de l'eau, d'ajouter de l'eau |
Derivatives |
|
Anagrams | 26 |
Updated on 2025/01/21 |