Entry | tampona | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Ny faritra avo indrindra amin' ny zavatra iray: Ny tampon' ny tendrombohitr' Ankaratra no atao hoe Tsiafajavona Ny fara tampony ambony, ny fanaperana: Tonga amin' ny tampon' ny voninahitra izy [1.1] | |||||||||||||||
Examples | Havoana ihany Analatelo, saingy malalaka sy somary marin-tampona.
[2.472] | |||||||||||||||
Morphology |
| |||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
Compound words |
| |||||||||||||||
Phytonyms |
| |||||||||||||||
Titles | ||||||||||||||||
Toponyms |
| |||||||||||||||
Anagrams | mpanato, mpanota, pamonta, tampona |
Updated on 2020/07/31 |