Entry 1/3 |
manampona
(tampona)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mahavoa, mahatratra eo an-tampony tsara: Nanampona ny tendron' ilay hazo tsara ny vato Mijery zavatra ambany toerana avy eny ambony: Avy teny Mandràka aho no nanampona an' i Sabotsy Tonga tsara eo an-tampony: Nanampona ny tamin' ny roa ambin' ny folo no niainga izy [1.1]
|
Morphology |
Present : |
manampona |
Past : |
nanampona |
Future : |
hanampona |
Imperative : |
manampòna |
|
|
Entry 2/3 |
manampona
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | [Tambahoaka]
Manomboka [1.78]
|
| [Sihanaka]
Manomboka (raharaha) [1.78]
|
|
Entry 3/3 |
manampòna
(tampona)
|
Part of speech | imperative of active verb manampona
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|