Entry | tandomitra | |||
Part of speech | noun | |||
Explanations in Malagasy | Karazan' aretina mahatonga ny hoditra handrotsirotsy sy hivotrovotro mitapelaka noho ny fitohanana na koa matetika noho ny tsy fahazakan' ny tena karazan-kanina iray, toy ny trondro [1.1] | |||
Explanations in French | Urticaire, petite éruption cutanée provenant du froid [1.3] | |||
Urticaire, petite éruption cutan& [...] [full text in 1.54] | ||||
Urticaire [1.13] | ||||
Vocabulary | Health | |||
Derivatives |
| |||
Other spellings | taindomitra | |||
Anagrams | montaditra, tandomitra |
Updated on 2020/07/31 |