|
|
|
|

Entry1  tanimbary
Elementary words  2  tany, vary
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Tany anirian' ny vary rehefa avy ketsaina avy eo amin' ny taninketsa, ka eo no ahamasahany sy ijinjana azy [1.1]
Explanations in English  5  a ricefield [1.7]
Explanations in French  6  Rizière [1.3, 1.8, 1.13]
7  (toute l'île) (de tany : terre, terrain ; et vary : le riz ). Les rizières aménagées en vue de l'irrigation. [1.196]
Examples  8  Ombieny ombieny, zary lalana ny fefiloha mampisaraka ny ony amin' ny tanimbary, ny tanimbary amin' ny heniheny sy ny kamory lehibe sy kely. [2.470]
Vocabulary  9  Economy: agriculture
Proverbs  10  Proverbs containing the word tanimbary
Quotes  11  Texts mentioning tanimbary
Illustrations 
12  13  14 

Updated on 2024/08/13