|
|
|
|

Entry1  tatahana
Root  2  tataka
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Didiana na rovitina manaraka ny lavany: Notatahan' ny ankizy ny kibon' ny tanalahy
5  Asiana loaka na banga na tatatra: Notatahan' ny fokonolona haingana tao Ananona ny rano fa efa saiky vaky ny fefiloha [1.1]
Explanations in English  6  to be slit open [1.7]
Explanations in French  7  qu'on fend, qu'on entaille en longueur [1.8]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :

Anagrams  12  hatanata, hatatana, tatahana

Updated on 2023/01/20