Entry (1/3) | 1 tatàka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Paipaika kely mitohitohy; pipika heno rehefa manantsody landy. [1.1] |
Vocabulary |
4 Sound |
Derivatives |
|
Entry (2/3) | 8 tataka |
Part of speech | 9 noun |
Explanations in Malagasy |
10 Rovitra somary lavalava, mitsifaka: Tataka ny zipony 11 Misy banga na tatatra na loaka somary lavalava: Tataka ny fefiloha ka lasa namonjy daholo ny vatan-dehilahy 12 Nahafahana betsaka (harena), foan-tanana, lany harena: Tataka ny haren-dRakoto ~ Tataka Rakoto [1.1] 13 rovitra lavalava [1.13] |
Explanations in English |
14 a slit [1.7] |
Explanations in French |
15 coupe en longueur [1.8] 16 fente [1.13] 17 ce qui est déchiré, déchirure [Sakalava-Mayotte] [1.405] |
Examples |
18 Mangina fa ny zaitrany fotsiny no tataka. [2.117#12] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (3/3) | 25 tataka |
Part of speech | 26 noun |
Explanations in French |
27 Incisions ou scarifications faites à la peau et dans lesquelles on insère souvent un produit médicamenteux. Équivalent de fatitra (Merina). , ou de tetika . [Sakalava]
[1.196] |
Vocabulary |
28 Botany |
Anagrams | 29 atatak, tatàka, tataka |
Updated on 2020/07/31 |