|
|
|
|

Entry1  manataka
Root  2  tataka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mandrovitra na mandidy manaraka ny lavany
5  Manisy loaka na banga na tatatra handehanan' ny rano
6  Mampahantra, mambotry [1.1]
Explanations in English  7  to slit open [1.7]
Explanations in French  8  fendre, déchirer; faire une ouverture [1.8]
Examples  9  Fanaony koa, hono, ny manataka ny kibon'ny vehivavy bevohoka mba hijereny ny zaza ao an-kibo! [2.508#]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :

Anagrams  14  manataka, tanamaka

Updated on 2023/01/20