Entry | 1 manataka |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mandrovitra na mandidy manaraka ny lavany Manisy loaka na banga na tatatra handehanan' ny rano Mampahantra, mambotry |
Explanations in English |
4 [1.7] to slit open |
Explanations in French |
5 [1.8] fendre, déchirer; faire une ouverture |
Examples |
6 [2.508#] Fanaony koa, hono, ny manataka ny kibon'ny vehivavy bevohoka mba hijereny ny zaza ao an-kibo! |
Root | 7 tataka |
Morphology |
|
Anagrams | 12 manataka, tanamaka |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |