Entry (1/2) | 1 tato |
Root | 2 ato |
Part of speech | 3 adverb, past form [Full list] |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Endriky ny mpamaritra matoanteny "Ato" rehefa enti-milaza ny lasa, ka ny lazaina aminy dia olona na zavatra nisy tao amin' ny toerana iray misy ny tena nefa tsy ao intsony: Tato an-trano izy omaly, fa tsy ato intsony izao. |
Examples |
5 Naman' ialahy namaky trano tato. [2.4] 6 Anjara toriteniko tato Ambondrona. [2.59] 7 Efa ho tapa-bolana izay no nialany tato. [2.472] |
Compound words |
|
Entry (2/2) | 9 tatô |
Part of speech | 10 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
11 [1.78] [Sihanaka]
tokoa |
Synonyms | 12 tatôbe |
Anagrams | 13 tato, tatô, tota |
Updated on 2025/02/08 |
![]() |