|
|
|
|

Entry1  tavilotra
Elementary words  2  tavy, lotra
Part of speech  3  noun
Explanations in French  4  têt de pot cassé [1.3]
Examples  5  tsinona, satria tapa-by, loha-lefona harafesiny, tavilotra, vakim-bilany, toa tsy misy vidiny. [2.356]
6  Tsy nisy heviny toy ny vakin-tavilotra diso fipetraka ny sila-bolana tsinan-kateloana raha tsy hitaratra ny fisahondrahondran' ny volony. [2.529]
Compound words 
Proverbs  8  Proverbs containing the word tavilotra

Updated on 2023/06/24