Entry | 1 tavoahangy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fitoeran-drano vita amin' ny tamaboho, izay lavalava boribory ny bikany ary misy tendany na vozony teritery: Tavoahangim-panafody [1.1] |
Explanations in French |
4 bouteille [1.13] |
Examples |
5 Ny rano-mangahazo natao anaty tavoahangy koa. [2.472] |
Compound words |
|
Titles | 9 Ambalatavoahangy (Rapatsalahy Paul) |
Updated on 2020/07/31 |