|
|
|
|

Entry1  tavoahangy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fitoeran-drano vita amin' ny tamaboho, izay lavalava boribory ny bikany ary misy tendany na vozony teritery: Tavoahangim-panafody
Explanations in French  4  [1.13] bouteille
Examples  5  [2.472] Ny rano-mangahazo natao anaty tavoahangy koa.
Compound words 
Titles  9  Ambalatavoahangy (Rapatsalahy Paul)

Updated on 2024/12/07