|
|
|
|

Entry1  tazonina
Root  2  tazona
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Gejaina, fihinina tsy hihetsiketsika: Tazony mafy ny tady
Tanana tsy hilefa, tsy avala handeha na hiala: Notazonin' ny polisy indray alina ilay nahina ho mpangalatra
Tazony ao an-tsainao izany anatra izany
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :
Proverbs  9  Proverbs containing the word tazonina

Anagrams  10 

Updated on 2025/01/21