Entry | 1 tazonina |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Gejaina, fihinina tsy hihetsiketsika: Tazony mafy ny tady Tanana tsy hilefa, tsy avala handeha na hiala: Notazonin' ny polisy indray alina ilay nahina ho mpangalatra Tazony ao an-tsainao izany anatra izany |
Root | 4 tazona |
Morphology |
|
Proverbs | 9 Proverbs containing the word tazonina |
Anagrams | 10 antozina, itazonan, natazony, niotazan, niozatan, nitazona, nitoazan, notazani, notazany, tazonina, tinazona |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |