|
|
|
|

Entry1  teboka roa
Elementary words  2  teboka, roa
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] mari-pijanonan-tsoratra fampiasa:
-a) eo alohan' ny fitanisan-javatra: Misy efatra ny zoron-trano: ny zoro firarazana, ny zoron' akoho, ny zorom-baravarambe, ny zorom-baravarankely
-b) alohan' ny fehezanteny manazava na mamelabelatra hevitra na teny iray eo aloha: Ny nanaovako izany dia izao: tsy riako ho fantatry ny olona aho
-d) raha mamerina teny nolazain' olona: Hoy Andrianampoinimerina hoe: "Ny ranomasina no valampariako"
Explanations in English  5  [3.1] colon
Explanations in French  6  [1.5, 1.13] deux points
Vocabulary  7  Linguistics
Analogs  8  tebokatelo, tebokaamanpaingo, tebokafamaranana
Tables and plates  9  Punctuation marks

Anagrams  10  abetrokao, aboretako, teboka roa

Updated on 2023/01/01