|
|
|
|

Entry1  teboka aman-paingo
Elementary words  2  teboka, amana, paingo
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] mari-pijanonan-tsoratra:
-a) entina manavaka fizarazaram-pehezanteny feno fa tsy tanteraka: Avy hatrany dia nanatona andrainy ilay zaza mpandany; niankohoka teo an-tongony dia nifona taminy
-b) mba hampisaraka tapa-pehezanteny izay efa samy misy faingo: Toy izao no fipetrakay: teo varatra, i dada; teo atsimo, i neny...
Explanations in English  5  [3.1] semicolon
Explanations in French  6  [1.5, 1.13] point-virgule
International  7  [3.1] ";"
Vocabulary  8  Linguistics
Analogs  9  tebokaroa, tebokatelo, tebokafamaranana
Tables and plates  10  Punctuation marks

Updated on 2024/12/12